Habakoka 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa mbola ho amin’ny fotoana voatondro vao ho tanteraka ilay fahitana,+ sady mihazakazaka mafy ho amin’ny farany ka tsy handainga. Ary na dia ela fiavy aza izany, dia andraso ihany, fa tsy maintsy ho tanteraka.+ Tsy ho tara izany. Hebreo 10:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Fa “efa tena kely sisa”+ dia “ho tonga ilay ho avy, ary tsy ho ela fiavy.”+
3 Fa mbola ho amin’ny fotoana voatondro vao ho tanteraka ilay fahitana,+ sady mihazakazaka mafy ho amin’ny farany ka tsy handainga. Ary na dia ela fiavy aza izany, dia andraso ihany, fa tsy maintsy ho tanteraka.+ Tsy ho tara izany.