Matio 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Rehefa nanakaiky an’i Jerosalema izy ireo ka tonga tao Betifaga, izay teo amin’ny Tendrombohitra Oliva, dia naniraka mpianatra roa lahy i Jesosy,+ Marka 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Rehefa nanakaiky an’i Jerosalema sy Betifaga ary Betania,+ izay teo amin’ny Tendrombohitra Oliva, izy ireo, dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianany izy,+
21 Rehefa nanakaiky an’i Jerosalema izy ireo ka tonga tao Betifaga, izay teo amin’ny Tendrombohitra Oliva, dia naniraka mpianatra roa lahy i Jesosy,+
11 Rehefa nanakaiky an’i Jerosalema sy Betifaga ary Betania,+ izay teo amin’ny Tendrombohitra Oliva, izy ireo, dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianany izy,+