Matio 21:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Avy aiza no nahazoan’i Jaona fahefana hanao batisa? Avy any an-danitra sa avy amin’ny olona?”+ Ary nifampiresaka ireo hoe: “Raha hoy isika hoe: ‘Avy any an-danitra’, dia hilaza amintsika izy hoe: ‘Koa nahoana ianareo no tsy nino azy?’+ Marka 11:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary nifampiresaka ireo hoe: “Raha hoy isika hoe: ‘Avy any an-danitra’, dia hilaza izy hoe: ‘Nahoana àry ianareo no tsy nino azy?’+
25 Avy aiza no nahazoan’i Jaona fahefana hanao batisa? Avy any an-danitra sa avy amin’ny olona?”+ Ary nifampiresaka ireo hoe: “Raha hoy isika hoe: ‘Avy any an-danitra’, dia hilaza amintsika izy hoe: ‘Koa nahoana ianareo no tsy nino azy?’+
31 Ary nifampiresaka ireo hoe: “Raha hoy isika hoe: ‘Avy any an-danitra’, dia hilaza izy hoe: ‘Nahoana àry ianareo no tsy nino azy?’+