Apokalypsy 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary nijery aho rehefa novahany ny tombo-kase fahenina, ary nisy horohoron-tany lehibe. Ary lasa mainty tahaka ny lamba gony+ volom-biby ny masoandro, ary lasa mena tahaka ny ra ny volana manontolo.+
12 Ary nijery aho rehefa novahany ny tombo-kase fahenina, ary nisy horohoron-tany lehibe. Ary lasa mainty tahaka ny lamba gony+ volom-biby ny masoandro, ary lasa mena tahaka ny ra ny volana manontolo.+