Matio 26:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Ary nanome famantarana azy ireo ilay mpamadika hoe: “Izay horohako no izy, ka sambory.”+ Marka 14:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Nanitsy avy hatrany teo amin’i Jesosy izy, ka nanatona azy sady niteny hoe: “Raby ô!” Ary nanoroka+ azy izy.
45 Nanitsy avy hatrany teo amin’i Jesosy izy, ka nanatona azy sady niteny hoe: “Raby ô!” Ary nanoroka+ azy izy.