Isaia 50:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny lamosiko natolotro tamin’ny mpikapoka, ary ny takolako+ natolotro tamin’ny mpanongotra volombava. Ny tarehiko tsy mba nafeniko rehefa nalam-baraka sy nororana+ aho. Isaia 53:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Notrobarana+ noho ny helokay+ anefa izy, ary notorotoroina noho ny fahadisoanay.+ Nihatra taminy ilay sazy nahazoanay fihavanana,+ ary ny ratrany+ no nahazoanay fanasitranana.+
6 Ny lamosiko natolotro tamin’ny mpikapoka, ary ny takolako+ natolotro tamin’ny mpanongotra volombava. Ny tarehiko tsy mba nafeniko rehefa nalam-baraka sy nororana+ aho.
5 Notrobarana+ noho ny helokay+ anefa izy, ary notorotoroina noho ny fahadisoanay.+ Nihatra taminy ilay sazy nahazoanay fihavanana,+ ary ny ratrany+ no nahazoanay fanasitranana.+