Matio 27:54 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Fa rehefa nahita an’ilay horohoron-tany sy izay nitranga ilay manamboninahitra sy ireo niaraka taminy niambina an’i Jesosy, dia natahotra be ka nilaza hoe: “Zanak’Andriamanitra tokoa io.”+
54 Fa rehefa nahita an’ilay horohoron-tany sy izay nitranga ilay manamboninahitra sy ireo niaraka taminy niambina an’i Jesosy, dia natahotra be ka nilaza hoe: “Zanak’Andriamanitra tokoa io.”+