Isaia 40:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Injay misy miantsoantso any an-tany efitra+ hoe: “Karakarao ny lalana halehan’i Jehovah!+ Ataovy mahitsy ilay lalambe ho an’Andriamanitsika, dia ilay lalana mamakivaky ny lemaka karakaina.+ Matio 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izy, raha ny marina, ilay voalaza tamin’ny alalan’i Isaia mpaminany+ hoe: “Injay misy miantso mafy any an-tany efitra hoe: ‘Omano+ ny lalana halehan’i Jehovah! Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany.’” Marka 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Injay misy miantso mafy any an-tany efitra hoe: ‘Omano ny lalana halehan’i Jehovah, ataovy mahitsy ny lalan-kalehany’”,+
3 Injay misy miantsoantso any an-tany efitra+ hoe: “Karakarao ny lalana halehan’i Jehovah!+ Ataovy mahitsy ilay lalambe ho an’Andriamanitsika, dia ilay lalana mamakivaky ny lemaka karakaina.+
3 Izy, raha ny marina, ilay voalaza tamin’ny alalan’i Isaia mpaminany+ hoe: “Injay misy miantso mafy any an-tany efitra hoe: ‘Omano+ ny lalana halehan’i Jehovah! Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany.’”
3 Injay misy miantso mafy any an-tany efitra hoe: ‘Omano ny lalana halehan’i Jehovah, ataovy mahitsy ny lalan-kalehany’”,+