Matio 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ren’i Jesosy izany ka hoy izy: “Tsy ny olona salama no mila dokotera,+ fa ny marary. Marka 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ren’i Jesosy izany ka hoy izy tamin’ireo: “Tsy ny matanjaka no mila dokotera, fa ny marary. Tsy tonga hiantso ny marina aho, fa ny mpanota.”+
17 Ren’i Jesosy izany ka hoy izy tamin’ireo: “Tsy ny matanjaka no mila dokotera, fa ny marary. Tsy tonga hiantso ny marina aho, fa ny mpanota.”+