1 Samoela 21:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hoy anefa ilay mpisorona: “Tsy misy mofo tsotra eto am-pelatanako, fa mofo masina+ ihany. Homeko izany raha toa ka tsy nikasi-behivavy ireo tovolahy.”+
4 Hoy anefa ilay mpisorona: “Tsy misy mofo tsotra eto am-pelatanako, fa mofo masina+ ihany. Homeko izany raha toa ka tsy nikasi-behivavy ireo tovolahy.”+