26 Hoy anefa izy tamin’ireo: “Nahoana ianareo no saro-tahotra, ry kely finoana?”+ Koa niarina izy, ary noteneniny mafy ny rivotra sy ny ranomasina ka nanjary tony dia tony ny andro.+
39 Ary niarina izy ka niteny mafy ny rivotra sady nilaza tamin’ny ranomasina hoe: “Mangìna! Mitonia!”+ Dia nitsahatra ny rivotra ka nanjary tony dia tony ny andro.+