Apokalypsy 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Efa mijoro eo am-baravarana aho+ ka mandondòna. Raha misy mandre ny feoko ka manokatra ny varavarana,+ dia hiditra ao an-tranony aho ka hiara-misakafo hariva aminy, ary izy hiara-mihinana amiko.
20 Efa mijoro eo am-baravarana aho+ ka mandondòna. Raha misy mandre ny feoko ka manokatra ny varavarana,+ dia hiditra ao an-tranony aho ka hiara-misakafo hariva aminy, ary izy hiara-mihinana amiko.