Matio 25:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Taorian’izany dia tonga koa ireo virjiny hafa ka niteny hoe: ‘Tompoko, tompoko, vohay izahay!’+ Lioka 6:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 “Koa nahoana ianareo no miantso ahy hoe: ‘Tompo ô! Tompo ô!’, nefa tsy manao izay lazaiko?+