Mpitoriteny 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Alefaso eny ambony rano+ ny mofonao,+ fa ho hitanao indray izy rehefa afaka andro maro.+ Lioka 19:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa Zakaiosy kosa nitsangana, ka nanao tamin’ny Tompo hoe: “Tompo ô, omeko ny mahantra ny antsasaky ny fananako, ary izay rehetra nalaiko tsy ara-drariny tamin’ny fanambakana+ dia honerako avo efatra heny.”+
8 Fa Zakaiosy kosa nitsangana, ka nanao tamin’ny Tompo hoe: “Tompo ô, omeko ny mahantra ny antsasaky ny fananako, ary izay rehetra nalaiko tsy ara-drariny tamin’ny fanambakana+ dia honerako avo efatra heny.”+