Matio 26:53 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 Sa heverinao fa tsy azoko atao ny miangavy ny Raiko, ka izao ankehitriny izao ihany aho dia handefasany anjely maro be mihoatra noho ny andian-tafika roa ambin’ny folo?+ Jaona 18:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy anefa i Jesosy tamin’i Petera: “Ampidiro ao amin’ny tranony ny sabatrao.+ Ny kaopy nomen’ny Raiko ahy ve tsy tokony hisotroako?”+
53 Sa heverinao fa tsy azoko atao ny miangavy ny Raiko, ka izao ankehitriny izao ihany aho dia handefasany anjely maro be mihoatra noho ny andian-tafika roa ambin’ny folo?+
11 Hoy anefa i Jesosy tamin’i Petera: “Ampidiro ao amin’ny tranony ny sabatrao.+ Ny kaopy nomen’ny Raiko ahy ve tsy tokony hisotroako?”+