Matio 27:58 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 58 nankany amin’i Pilato ka nangataka ny fatin’i Jesosy.+ Ary nandidy ny hanomezana azy izany i Pilato.+ Marka 15:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 dia tonga i Josefa avy any Arimatia, izay lehilahy nanan-kaja anisan’ny Filan-kevitry ny Jiosy. Ary niandry ny fanjakan’Andriamanitra koa izy.+ Koa nisikina herim-po izy ka nankao amin’i Pilato, dia nangataka ny fatin’i+ Jesosy. Lioka 23:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Ary nisy lehilahy atao hoe Josefa, izay sady anisan’ny Filan-kevitry ny Jiosy no lehilahy tsara toetra sy marina.+
58 nankany amin’i Pilato ka nangataka ny fatin’i Jesosy.+ Ary nandidy ny hanomezana azy izany i Pilato.+
43 dia tonga i Josefa avy any Arimatia, izay lehilahy nanan-kaja anisan’ny Filan-kevitry ny Jiosy. Ary niandry ny fanjakan’Andriamanitra koa izy.+ Koa nisikina herim-po izy ka nankao amin’i Pilato, dia nangataka ny fatin’i+ Jesosy.
50 Ary nisy lehilahy atao hoe Josefa, izay sady anisan’ny Filan-kevitry ny Jiosy no lehilahy tsara toetra sy marina.+