Jaona 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa izay rehetra tena nandray azy+ dia nomeny fahafahana ho tonga zanak’Andriamanitra,+ satria nino ny anarany.+ Jaona 12:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Niteny mafy anefa i Jesosy hoe: “Izay mino ahy, dia tsy izaho ihany no inoany, fa ilay naniraka ahy.+ Efesianina 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Iray ny Tompo,+ iray ny finoana,+ ary iray ny batisa.+ Filipianina 1:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 satria ianareo no nomena voninahitra noho ny amin’i Kristy, tsy voninahitra haneho finoana+ azy ihany, fa hijaly+ noho ny aminy koa. 2 Timoty 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary mbola zazakely+ ianao dia efa nahalala ny Soratra Masina, izay nampahahendry anao ho amin’ny famonjena,+ amin’ny alalan’ny finoana an’i Kristy Jesosy.+
12 Fa izay rehetra tena nandray azy+ dia nomeny fahafahana ho tonga zanak’Andriamanitra,+ satria nino ny anarany.+
44 Niteny mafy anefa i Jesosy hoe: “Izay mino ahy, dia tsy izaho ihany no inoany, fa ilay naniraka ahy.+
29 satria ianareo no nomena voninahitra noho ny amin’i Kristy, tsy voninahitra haneho finoana+ azy ihany, fa hijaly+ noho ny aminy koa.
15 Ary mbola zazakely+ ianao dia efa nahalala ny Soratra Masina, izay nampahahendry anao ho amin’ny famonjena,+ amin’ny alalan’ny finoana an’i Kristy Jesosy.+