Kolosianina 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 satria sitrak’Andriamanitra hitoetra ao aminy ny fahafenoana+ rehetra, Kolosianina 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsara afina ao aminy tokoa mantsy ny harenan’ny fahendrena rehetra sy ny harenan’ny fahalalana rehetra.+ Kolosianina 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 satria ao aminy no itoeran’ny fahafenoan’ny+ toetran’Andriamanitra.+
3 Tsara afina ao aminy tokoa mantsy ny harenan’ny fahendrena rehetra sy ny harenan’ny fahalalana rehetra.+