Matio 21:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tezitra ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna rehefa nahita ny zava-mahagaga nataony+ sy nahita ny ankizilahy niantsoantso tao amin’ny tempoly hoe: “Mba vonjeo re+ ny Zanak’i Davida e!”+ Lioka 19:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Nanomboka niravoravo daholo ny mpianatra maro be, raha vao nanakaiky ny lalana midina mankany amin’ny Tendrombohitra Oliva izy. Ary nidera an’Andriamanitra tamin’ny feo avo izy ireo, noho ny fahagagana rehetra hitany,+
15 Tezitra ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna rehefa nahita ny zava-mahagaga nataony+ sy nahita ny ankizilahy niantsoantso tao amin’ny tempoly hoe: “Mba vonjeo re+ ny Zanak’i Davida e!”+
37 Nanomboka niravoravo daholo ny mpianatra maro be, raha vao nanakaiky ny lalana midina mankany amin’ny Tendrombohitra Oliva izy. Ary nidera an’Andriamanitra tamin’ny feo avo izy ireo, noho ny fahagagana rehetra hitany,+