Salamo 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Miady saina mafy aho.+Mandra-pahoviana Jehovah ô?+ Matio 26:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 ka niteny tamin’ireo hoe: “Vonton’alahelo aho,* toy ny efa ho faty.+ Mijanòna eto ka miaraha miari-tory amiko.”+ Marka 14:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 ka niteny tamin’ireo hoe: “Vonton’alahelo aho,*+ toy ny efa ho faty. Mijanòna eto ka miareta tory.”+
38 ka niteny tamin’ireo hoe: “Vonton’alahelo aho,* toy ny efa ho faty.+ Mijanòna eto ka miaraha miari-tory amiko.”+
34 ka niteny tamin’ireo hoe: “Vonton’alahelo aho,*+ toy ny efa ho faty. Mijanòna eto ka miareta tory.”+