1 Korintianina 15:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa izaho no kely indrindra+ amin’ny apostoly, ary tsy mendrika hantsoina hoe apostoly aho, satria nanenjika+ ny fiangonan’Andriamanitra. 1 Tesalonianina 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy nitady voninahitra avy tamin’olona+ koa izahay, na avy taminareo izany na avy tamin’olon-kafa, na dia afaka nampitondra enta-mavesatra anareo teo amin’ny lafiny ara-bola+ aza, satria apostolin’i Kristy izahay. 1 Petera 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 tsy manjakazaka+ amin’ny lovan’Andriamanitra,+ fa ho modely ho an’ny andian’ondry.+
9 Fa izaho no kely indrindra+ amin’ny apostoly, ary tsy mendrika hantsoina hoe apostoly aho, satria nanenjika+ ny fiangonan’Andriamanitra.
6 Tsy nitady voninahitra avy tamin’olona+ koa izahay, na avy taminareo izany na avy tamin’olon-kafa, na dia afaka nampitondra enta-mavesatra anareo teo amin’ny lafiny ara-bola+ aza, satria apostolin’i Kristy izahay.