24 Tsy heveriko ho zava-dehibe anefa ny aiko, toy ny hoe sarobidy amiko,+ raha mba azoko atao ihany ny hamita ny fihazakazahako+ sy ny fanompoana+ izay noraisiko+ tamin’i Jesosy Tompo, dia ny hitory amin’ny fomba feno ny vaovao tsara ny amin’ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitra.+