Romanina 2:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa tsy izay miseho etỳ ivelany no maha Jiosy ny olona iray,+ ary tsy ny famorana azy eo amin’ny nofo no maha voafora azy.+ 1 Korintianina 7:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy midika ho inona ny famorana,+ ary tsy midika ho inona ny tsy famorana,+ fa ny fitandremana ny didin’Andriamanitra no izy.+
28 Fa tsy izay miseho etỳ ivelany no maha Jiosy ny olona iray,+ ary tsy ny famorana azy eo amin’ny nofo no maha voafora azy.+
19 Tsy midika ho inona ny famorana,+ ary tsy midika ho inona ny tsy famorana,+ fa ny fitandremana ny didin’Andriamanitra no izy.+