Asan’ny Apostoly 19:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Koa nisahotaka ny iray tanàna, ary indray nirohotra niditra tao an-kianja filalaovana tantara an-tsehatra izy rehetra, ary nentiny an-keriny niaraka taminy i Gaio sy Aristarko,+ Makedonianina roa lahy niara-dia tamin’i Paoly.
29 Koa nisahotaka ny iray tanàna, ary indray nirohotra niditra tao an-kianja filalaovana tantara an-tsehatra izy rehetra, ary nentiny an-keriny niaraka taminy i Gaio sy Aristarko,+ Makedonianina roa lahy niara-dia tamin’i Paoly.