Lioka 23:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa ny vahoaka rehetra kosa niantsoantso indray niredona hoe: “Vonoy io,+ fa i Barabasy no afaho ho anay!”+ Jaona 19:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Niantsoantso mafy anefa ireo hoe: “Vonoy io! Vonoy io! Fantsiho amin’ny hazo fijaliana izy!” Fa hoy i Pilato: “Hofantsihako amin’ny hazo fijaliana ve ny mpanjakanareo?” Dia namaly ny lehiben’ny mpisorona hoe: “Tsy manana mpanjaka ankoatra an’i Kaisara izahay.”+ Asan’ny Apostoly 22:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nihaino an’i Paoly izy ireo hatreo amin’izany teny izany, fa avy eo kosa nanandratra ny feony, nanao hoe: “Fongory amin’ny tany ilehio, fa tsy mendrika ny ho velona akory!”+
18 Fa ny vahoaka rehetra kosa niantsoantso indray niredona hoe: “Vonoy io,+ fa i Barabasy no afaho ho anay!”+
15 Niantsoantso mafy anefa ireo hoe: “Vonoy io! Vonoy io! Fantsiho amin’ny hazo fijaliana izy!” Fa hoy i Pilato: “Hofantsihako amin’ny hazo fijaliana ve ny mpanjakanareo?” Dia namaly ny lehiben’ny mpisorona hoe: “Tsy manana mpanjaka ankoatra an’i Kaisara izahay.”+
22 Nihaino an’i Paoly izy ireo hatreo amin’izany teny izany, fa avy eo kosa nanandratra ny feony, nanao hoe: “Fongory amin’ny tany ilehio, fa tsy mendrika ny ho velona akory!”+