Asan’ny Apostoly 26:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia lavo tamin’ny tany daholo izahay rehetra, ary nandre feo aho nilaza tamiko tamin’ny teny hebreo hoe: ‘Saoly, Saoly, nahoana no manenjika ahy ianao? Ianao ihany ange no ho voan’ny ataonao raha mitsipaka lava ny hazo fanindronana* ianao e!’+
14 Dia lavo tamin’ny tany daholo izahay rehetra, ary nandre feo aho nilaza tamiko tamin’ny teny hebreo hoe: ‘Saoly, Saoly, nahoana no manenjika ahy ianao? Ianao ihany ange no ho voan’ny ataonao raha mitsipaka lava ny hazo fanindronana* ianao e!’+