Mpitoriteny 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mandehana, hano amim-pifaliana ny sakafonao, ary sotroy amin’ny fo falifaly ny divainao,+ satria sitrak’Andriamanitra ny asanao.+
7 Mandehana, hano amim-pifaliana ny sakafonao, ary sotroy amin’ny fo falifaly ny divainao,+ satria sitrak’Andriamanitra ny asanao.+