15 Koa aoka ianareo sy ny Fitsarana Avo hanazava amin’ilay mpitari-tafika ny antony tokony hitondrany azy hidina atỳ aminareo, ka ataovy toy ny hoe te hamantatra marina kokoa momba ilay raharaha itsarana azy ianareo.+ Fa ho efa vonona ny hamono azy izahay raha mbola tsy manatona anareo akory izy.”+