28 sady niantsoantso hoe: “Vonjeo, ry Israelita, fa io ilay lehilahy mampianatra ny olona rehetra hatraiza hatraiza hanohitra ny vahoaka+ sy ny Lalàna ary ity toerana ity. Ary mbola nampiditra Grika tato amin’ny tempoly koa izy ka nandoto ity toerana masina ity.”+