15 Manamasìna kosa an’i Kristy ho Tompo ao am-ponareo,+ ka aoka ho vonona foana ianareo hilaza ny fiarovan-tenanareo+ eo anatrehan’izay manontany ny anton’ny fanantenana ao anatinareo. Ataovy amim-pahalemem-panahy+ sy amim-panajana lalina anefa izany.