8 Ary homeko anao sy ny taranakao handimby anao ny tany hivahinianao,+ eny, ny tany Kanana manontolo, mba ho fanananareo mandritra ny fotoana tsy voafetra. Dia ho Andriamaniny aho.”+
8 Ary izaho hampiditra anareo any amin’ny tany izay efa nananganako tanana ka nianianako+ homena an’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba. Dia homeko ho fanananareo tokoa izany.+ Izaho no Jehovah.’”+