Jaona 18:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary i Jodasy naka andia-miaramila, sy mpiambina avy tamin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo, ka tonga tao nitondra fanilo sy jiro ary fiadiana.+
3 Ary i Jodasy naka andia-miaramila, sy mpiambina avy tamin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo, ka tonga tao nitondra fanilo sy jiro ary fiadiana.+