Eksodosy 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa aoka isika ho mailo+ sao vao mainka hihamaro ireo, ka raha sendra misy miady amintsika, dia tena hanampy an’izay mankahala antsika ireo, ary hiady amintsika ka hiala eto amin’ny tanintsika.”
10 Koa aoka isika ho mailo+ sao vao mainka hihamaro ireo, ka raha sendra misy miady amintsika, dia tena hanampy an’izay mankahala antsika ireo, ary hiady amintsika ka hiala eto amin’ny tanintsika.”