7 Ary hoy koa i Jehovah: “Hitako mihitsy ny fahorian’ny oloko any Ejipta, ary efa reko ny fitarainany noho ny ataon’ireo manery azy hiasa. Fantatro tsara ny fijaliany.+
7 Koa nitaraina tamin’i Jehovah Andriamanitry ny razantsika isika,+ ka nihaino antsika i Jehovah+ sady nijery ny fahoriantsika sy ny zava-tsarotra nanjo antsika ary ny fijaliantsika.+