Deoteronomia 18:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mpaminany avy eo aminao, avy eo amin’ny rahalahinao, eny, mpaminany toa ahy, no hotendren’i Jehovah Andriamanitrao ho anao. Izy no tokony hohenoinao.+ Asan’ny Apostoly 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hoy tokoa mantsy i Mosesy: ‘I Jehovah Andriamanitra hanendry mpaminany toa ahy,+ ho anareo, avy amin’ny rahalahinareo. Henoy izy, na inona na inona lazainy aminareo.+
15 Mpaminany avy eo aminao, avy eo amin’ny rahalahinao, eny, mpaminany toa ahy, no hotendren’i Jehovah Andriamanitrao ho anao. Izy no tokony hohenoinao.+
22 Hoy tokoa mantsy i Mosesy: ‘I Jehovah Andriamanitra hanendry mpaminany toa ahy,+ ho anareo, avy amin’ny rahalahinareo. Henoy izy, na inona na inona lazainy aminareo.+