Asan’ny Apostoly 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Eny, nolavinareo ilay masina sy marina,+ ary mpamono olona no nangatahinareo+ hafahana ho anareo, 1 Jaona 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Manoratra aminareo momba izany aho, ry zanako malalako, mba tsy hanotanareo.+ Raha misy anefa sendra manota, dia manana mpanampy+ any amin’ny Ray isika, dia i Jesosy Kristy, ilay marina.+
2 Manoratra aminareo momba izany aho, ry zanako malalako, mba tsy hanotanareo.+ Raha misy anefa sendra manota, dia manana mpanampy+ any amin’ny Ray isika, dia i Jesosy Kristy, ilay marina.+