-
1 Mpanjaka 21:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Dia nisy roa lahy niditra ka nipetraka teo anoloan’i Nabota, ary olona tsy manjary izy roa lahy ireo. Ary niampanga an’i Nabota teo anatrehan’ny olona izy roa lahy hoe: “Nanozona an’Andriamanitra sy ny mpanjaka i Nabota!”+ Avy eo, dia nentin’ny olona nivoaka teny an-tsisin-tanàna izy, ary notorahany vato ka maty.+
-