Jeremia 13:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Mahavita manova ny volon-kodiny ve ny Kosita?+ Ary mahavita manova ny pentimpentina eo aminy ve ny leopara?+ Raha izany, dia mahavita manao ny tsara ianareo, izay nampianarina hanao ratsy.+ Zefania 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Hitondra fanomezana ho ahy avy any amin’ny faritry ny reniranon’i Etiopia ny olona mitalaho amiko, eny, ny zanako vavy, dia ny oloko naely.+
23 “Mahavita manova ny volon-kodiny ve ny Kosita?+ Ary mahavita manova ny pentimpentina eo aminy ve ny leopara?+ Raha izany, dia mahavita manao ny tsara ianareo, izay nampianarina hanao ratsy.+
10 “Hitondra fanomezana ho ahy avy any amin’ny faritry ny reniranon’i Etiopia ny olona mitalaho amiko, eny, ny zanako vavy, dia ny oloko naely.+