Asan’ny Apostoly 4:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Rehefa avy nitalaho tamim-bavaka izy ireo, dia nihovotrovotra ilay toerana nivoriany,+ ary feno fanahy masina izy rehetra,+ ka nitory ny tenin’Andriamanitra tamim-pahasahiana.+
31 Rehefa avy nitalaho tamim-bavaka izy ireo, dia nihovotrovotra ilay toerana nivoriany,+ ary feno fanahy masina izy rehetra,+ ka nitory ny tenin’Andriamanitra tamim-pahasahiana.+