Matio 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 dia aoka izay any Jodia handositra+ any an-tendrombohitra, Marka 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa nivoaka nankany aminy ny tany amin’ny faritr’i Jodia rehetra sy ny mponina rehetra tany Jerosalema, ka nataony batisa tao amin’ny Reniranon’i Jordana, ary niaiky ampahibemaso ny fahotany izy ireny.+
5 Koa nivoaka nankany aminy ny tany amin’ny faritr’i Jodia rehetra sy ny mponina rehetra tany Jerosalema, ka nataony batisa tao amin’ny Reniranon’i Jordana, ary niaiky ampahibemaso ny fahotany izy ireny.+