48 Raha misy anefa vahiny monina eo aminareo ka te hankalaza ny Paska ho an’i Jehovah, dia aoka hoforana ny lahy rehetra ao amin’ny ankohonany.+ Amin’izay izy vao hanatona hankalaza azy io, ary hanjary ho toy ny teratany izy. Fa tsy misy mahazo mihinana amin’izy io ny lehilahy tsy voafora.
6 “Ary ny hafa firenena izay miandany amin’i Jehovah mba hanompo azy+ sy mba ho tia ny anaran’i Jehovah+ ka ho mpanompony, eny, izay rehetra mitandrina ny sabata ka tsy manazimbazimba azy, sy mifikitra amin’ny fifanekena nataoko,+