5 Iza tamin’ireo anjely, ohatra, no mba efa nitenenan’Andriamanitra hoe: “Ianao no zanako, ary izaho efa tonga rainao androany”?+ Ary koa hoe: “Izaho ho rainy, ary izy ho zanako”?+
5 Dia toy izany koa i Kristy: Tsy izy no nanome voninahitra ny tenany+ mba ho mpisoronabe,+ fa ilay niteny momba azy+ hoe: “Ianao no zanako, ary izaho efa tonga rainao androany.”+