29 Fa hoy i Mosesy taminy: “Ny fahefako ve no mahasaro-piaro anao? Tsy mety izany! Satriko aza raha mpaminany daholo ny vahoakan’i Jehovah rehetra, ka homen’i Jehovah ny fanahiny!”+
10 ny iray fanaovana fahagagana,+ ny iray fahaiza-maminany,+ ny iray fahaiza-mamantatra+ ny fanambarana avy amin’ny fanahy,+ ny iray fitenenana amin’ny fiteny samihafa,+ ary ny iray kosa fandikan-teny.+