Levitikosy 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “‘Fa raha misy amin’ny zanak’Israely na ny vahiny monina eo aminareo mihaza ka mahazo bibidia na vorona azo hanina, dia hararany amin’ny tany+ ny rany, ka hototofany vovoka.+
13 “‘Fa raha misy amin’ny zanak’Israely na ny vahiny monina eo aminareo mihaza ka mahazo bibidia na vorona azo hanina, dia hararany amin’ny tany+ ny rany, ka hototofany vovoka.+