Jaona 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tsy misy manaisotra ny aiko amiko fa izaho no mahafoy azy araka ny nahim-poko. Manana fahefana hamoy azy aho, ary manana fahefana hahazo azy indray.+ Izany no didy+ voaraiko avy tamin’ny Raiko.”
18 Tsy misy manaisotra ny aiko amiko fa izaho no mahafoy azy araka ny nahim-poko. Manana fahefana hamoy azy aho, ary manana fahefana hahazo azy indray.+ Izany no didy+ voaraiko avy tamin’ny Raiko.”