Genesisy 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary hataoko+ mifandrafy+ ianao+ sy ny vehivavy,+ ary ny taranakao+ sy ny taranany.+ Hanorotoro ny lohanao+ izy io,+ ary ianao+ kosa handratra azy+ eo amin’ny voditongony.”+ Lioka 20:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”’+ 1 Korintianina 15:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa hanjaka izy, mandra-panaon’Andriamanitra ny fahavalo rehetra ho eo ambany tongony.+ Hebreo 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa nanomboka tamin’izay, dia niandry izy mandra-panao ny fahavalony ho fitoeran-tongony.+
15 Ary hataoko+ mifandrafy+ ianao+ sy ny vehivavy,+ ary ny taranakao+ sy ny taranany.+ Hanorotoro ny lohanao+ izy io,+ ary ianao+ kosa handratra azy+ eo amin’ny voditongony.”+