10 Fa tsy maintsy haseho miharihary eo anatrehan’ny fitsaran’i Kristy ny maha isika antsika rehetra,+ mba hahazoan’ny tsirairay avy ny valin’izay nataony, na tsara na ratsy, tamin’izy mbola olombelona.+
6 Noho izao indrindra no nitoriana ny vaovao tsara tamin’ireo maty:+ Mba hotsaraina amin’ny nofo izy ireo, araka ny fomba fihevitr’olombelona,+ fa ho velona kosa amin’ny fanahy,+ araka ny fomba fihevitr’Andriamanitra.