Asan’ny Apostoly 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mpivavaka be+ sady natahotra+ an’Andriamanitra izy sy ny ankohonany manontolo, ka nanome zavatra be dia be ho fiantrana ny mahantra+ ary nitalaho mandrakariva tamin’Andriamanitra.+ Efesianina 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa tadidio foana fa olon’izao tontolo izao ianareo taloha, raha ny amin’ny nofo.+ Niantso anareo hoe “tsy voafora” ireo antsoina hoe “voafora” teo amin’ny nofo, dia ireo noforan-tanana.+
2 Mpivavaka be+ sady natahotra+ an’Andriamanitra izy sy ny ankohonany manontolo, ka nanome zavatra be dia be ho fiantrana ny mahantra+ ary nitalaho mandrakariva tamin’Andriamanitra.+
11 Koa tadidio foana fa olon’izao tontolo izao ianareo taloha, raha ny amin’ny nofo.+ Niantso anareo hoe “tsy voafora” ireo antsoina hoe “voafora” teo amin’ny nofo, dia ireo noforan-tanana.+