1 Mpanjaka 18:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Rehefa nahita izany ny olona rehetra, dia niankohoka+ avy hatrany ka nanao hoe: “I Jehovah no tena Andriamanitra! I Jehovah no tena Andriamanitra!” Jaona 3:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Izay nanaiky ny fanambarany dia nanisy tombo-kase manambara fa marina Andriamanitra.+ Jaona 8:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Manan-javatra maro holazaina momba anareo aho ary manan-javatra maro hotsaraina. Marina ilay naniraka ahy, ary izay efa reko taminy no lazaiko amin’izao tontolo izao.”+
39 Rehefa nahita izany ny olona rehetra, dia niankohoka+ avy hatrany ka nanao hoe: “I Jehovah no tena Andriamanitra! I Jehovah no tena Andriamanitra!”
26 Manan-javatra maro holazaina momba anareo aho ary manan-javatra maro hotsaraina. Marina ilay naniraka ahy, ary izay efa reko taminy no lazaiko amin’izao tontolo izao.”+