Salamo 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Feno ozona sy fitaka ary fampijaliana ny vavany,+Ary fampahoriana sy faharatsiana no ao ambany lelany.+ Jakoba 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izy io no iderantsika an’i Jehovah+ Raintsika,+ nefa izy io koa no anozonantsika+ ny olona izay noforonina “mba hisy hitovizana amin’Andriamanitra.”+
7 Feno ozona sy fitaka ary fampijaliana ny vavany,+Ary fampahoriana sy faharatsiana no ao ambany lelany.+
9 Izy io no iderantsika an’i Jehovah+ Raintsika,+ nefa izy io koa no anozonantsika+ ny olona izay noforonina “mba hisy hitovizana amin’Andriamanitra.”+